Fanantenana (RABERANTO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voleo fanantenana aho akia
Ho mba zatra, ho mba tamana ao amponao

Voleo fitiavana akia
Ho mba hitoetra, ho mba hanjaka ao am-ponao ao

Satriko foana hifankahita isika isan’andro
Isan’andro isan’andro
Satria ianao hitaiza ny fiainako sy ny fitiavako
Ho vkjnzn anao ry tiana

Voleko fahatsiarovana ianao
Tsy hay mandeha, tsy hay miantefa ao am-ponao yjka tononkira.serasera.org ao

Voleko fahasambarana ianao
Hiadananao, hiadanako, samy sambatra isika

Satriko foana hifankahita isika isan’andro
Isan’andro isan’andro
Ny angotinao sy ny angolanao qienyk no hanafosafo
Ny fitiavako  anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RABERANTO
Vangy : 2150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 14/02/2015 01:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0973