Fanantenana (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voleo fanantenana aho akia
Ho mba zatra, ho mba tamana ao amponao qdfnh
Voleo fitiavana akia
Ho mba hitoetra, ho mba hanjaka ao am-ponao ao
Satriko foana kifg hifankahita isika isan’andro
Isan’andro isan’andro
Satria ianao hitaiza ny fiainako sy ny fitiavako
Ho anao ry tiana
Voleko tononkira.serasera.org fahatsiarovana ianao
Tsy hay mandeha, tsy hay miantefa ao am-ponao ao
Voleko fahasambarana jvoebsa ianao
Hiadananao, hiadanako, samy sambatra isika
Satriko foana hifankahita isika isan’andro
Isan’andro isan’andro
Ny angotinao sy ny angolanao no hanafosafo
Ny fitiavako anao

--------
Link: