Fa (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao ny saina
Malahelo sady ory
Irery ka mitaraina fa
Mila tsy hahita tory
Taona maro anie izay
No tsy nihaonantsika
Mbola averiko eto indray fa
Antenaiko hifankahita
Te hanaraka anao aho
Te hanaraka anao mafy
Fa efa ela vruf sjmpv no nihafy
Tsapako fa mahamay
Tsy eo anilanao
Miverena amin’izay fa
Malahelo anao izao
Mahalatsa-dranomaso
Mampikoriana tomany
Mafy loatra ny tononkira.serasera.org fswwmccz ankaso fa
Ankason’ny elanelantany
Malahelo sady ory
Irery ka mitaraina fa
Mila tsy hahita tory
Taona maro anie izay
No tsy nihaonantsika
Mbola averiko eto indray fa
Antenaiko hifankahita
Te hanaraka anao aho
Te hanaraka anao mafy
Fa efa ela vruf sjmpv no nihafy
Tsapako fa mahamay
Tsy eo anilanao
Miverena amin’izay fa
Malahelo anao izao
Mahalatsa-dranomaso
Mampikoriana tomany
Mafy loatra ny tononkira.serasera.org fswwmccz ankaso fa
Ankason’ny elanelantany
--------
Rohy:
