Fa (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao ny saina
Malahelo tononkira.serasera.org wczzzups sady ory
Irery ka mitaraina fa
Mila tsy hahita tory
Taona maro anie izay
No rxthmfqj tsy nihaonantsika
Mbola averiko eto indray fa
Antenaiko rmgiqc hifankahita
Te hanaraka anao aho
Te hanaraka anao mafy
Fa efa ela no nihafy
Tsapako fa mahamay
Tsy eo anilanao
Miverena amin’izay fa
Malahelo anao izao
Mahalatsa-dranomaso
Mampikoriana tomany
Mafy loatra ny ankaso fa
Ankason’ny elanelantany
Malahelo tononkira.serasera.org wczzzups sady ory
Irery ka mitaraina fa
Mila tsy hahita tory
Taona maro anie izay
No rxthmfqj tsy nihaonantsika
Mbola averiko eto indray fa
Antenaiko rmgiqc hifankahita
Te hanaraka anao aho
Te hanaraka anao mafy
Fa efa ela no nihafy
Tsapako fa mahamay
Tsy eo anilanao
Miverena amin’izay fa
Malahelo anao izao
Mahalatsa-dranomaso
Mampikoriana tomany
Mafy loatra ny ankaso fa
Ankason’ny elanelantany
--------
Lien:
