Tiako100 % (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:Ny tena tiako aminao, d’ianao
       Tsy misy mihintsy analanà, f’ianao
       Ny endrikao tiako ihany f’anao
kqgt       Ny feonao toy izany
       Anao ka tiako
       Ny tena tiako d’ianao, ianao
       Tsy misy mihintsy analanà , f’ianao
      tvwzod  Ny ratsy, tsara aminao, fa anao
       Satria tiako dia tiako ianao
Ianao no maso ibanjinako
Ianao
Ianao no andry iankinako
Ianao
Ianao no rivotra iainako
Ianao mihintsy no fianako
         Ny famindranao mamiko
         Ny tsikinao tena laniko
         Mambabo ahy
         iuleegzh Ianao mihintsy no andrianiko
  tononkira.serasera.org        Ianao no tokana an-taniko ( ianao)
                           Réf:....
Tsy misy ny toa anao io (2x)
Fa tena tiako ianao, ianao (x2)
Na misy ratsy aza ianao
Dia ianao
Ka tiako zato isan-jato ianao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Poopy
Hits : 5550
Likes : 0 Like
Created by : team
Date : 26/02/2006 16:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472