Tiako100 % (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:Ny tena tiako aminao, d’ianao
ujns Tsy misy mihintsy analanà, f’ianao
Ny endrikao tiako ihany f’anao
Ny feonao toy izany
Anao ka tiako
Ny tena tiako d’ianao, ianao
Tsy misy mihintsy analanà , f’ianao
Ny ratsy, tsara aminao, fa anao
Satria tiako dia tiako ianao
Ianao no maso ibanjinako
Ianao
Ianao no andry iankinako
Ianao
Ianao no saprghen rivotra iainako
Ianao mihintsy no fianako
ivzq Ny famindranao mamiko
Ny tsikinao tena laniko
Mambabo ahy
Ianao mihintsy no andrianiko
tononkira.serasera.org Ianao no tokana an-taniko ( ianao)
Réf:....
Tsy misy ny toa anao io (2x)
Fa tena tiako ianao, ianao (x2)
Na misy ratsy aza ianao
Dia ianao
Ka tiako zato isan-jato ianao.
ujns Tsy misy mihintsy analanà, f’ianao
Ny endrikao tiako ihany f’anao
Ny feonao toy izany
Anao ka tiako
Ny tena tiako d’ianao, ianao
Tsy misy mihintsy analanà , f’ianao
Ny ratsy, tsara aminao, fa anao
Satria tiako dia tiako ianao
Ianao no maso ibanjinako
Ianao
Ianao no andry iankinako
Ianao
Ianao no saprghen rivotra iainako
Ianao mihintsy no fianako
ivzq Ny famindranao mamiko
Ny tsikinao tena laniko
Mambabo ahy
Ianao mihintsy no andrianiko
tononkira.serasera.org Ianao no tokana an-taniko ( ianao)
Réf:....
Tsy misy ny toa anao io (2x)
Fa tena tiako ianao, ianao (x2)
Na misy ratsy aza ianao
Dia ianao
Ka tiako zato isan-jato ianao.
--------
Link:
