hafahafa (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ihany fitiavana,anatiny ao fa hafa endrika
fa ny ho azy aloha vao ny sisa rehetra manarakaraka
tiany ihany raha vitako izay tiany hatao
dia mba sambatsambatra
raha tsy manelingelina ny an-tsainy jluddzbq ao
mahatsiaro lafatra
raha ny tiany ny faniriany de izy mpanjakako
tsy mba diso tsy vgwvyjs tononkira.serasera.org meloka izy
f’izao no adala tkbrro raha to fo
o ouh o o
raha ny tiany ny faniriany de izaho mpanompony
manaiky mora foana ny didy lalana
mampilamindamina
ny fiainany!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 4845
Likes : 1 Like
Created by : mumu-onisoa
Date : 03/05/2004 02:35