Tiako100 % (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:Ny tena tiako aminao, d’ianao
       Tsy misy mihintsy analanà, f’ianao
       Ny endrikao tiako ihany f’anao
       Ny feonao toy izany
       Anao ka tiako
       Ny tena tiako d’ianao, ianao
       Tsy misy mihintsy analanà , f’ianao
       Ny ratsy, tsara aminao, fa anao
       Satria tiako dia tiako ianao
Ianao no maso ibanjinako
Ianao
Ianao no andry iankinako
Ianao
Ianao no rivotra iainako
Ianao mihintsy no fianako
         Ny famindranao mamiko
         Ny tsikinao tena laniko
         Mambabo ahy
         Ianao mihintsy no andrianiko
         Ianao no tokana an-taniko ( ianao)
                           Réf:....
Tsy misy ny toa anao io (2x)
Fa tena tiako ianao, ianao (x2)
Na misy ratsy aza ianao
Dia ianao
Ka tiako zato isan-jato ianao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 4994
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : team
Date : 26/02/2006 16:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0287