Ny marina tsy maty (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fantatrao tononkira.serasera.org saingy inianao
Ka izany no mahavariana ahy
Fa mifototra aminao ny ataonao
Tsy zakanao
Raha ny marina no sahy ufep vonoinao
Dia hangina ka tsy hiteny aho
Sahinao ny milaza imaso
Tsy ianao no diso
qcfca Fa izy ny aixqu ankaso
Ny faniriana mbola hifankahita
Hiandry ny marina eny isika
Satria aho mino
Fa na mbola ho ela
Ny marina
Tsy ho resin’ny aizina
Poopy (1994)
Ka izany no mahavariana ahy
Fa mifototra aminao ny ataonao
Tsy zakanao
Raha ny marina no sahy ufep vonoinao
Dia hangina ka tsy hiteny aho
Sahinao ny milaza imaso
Tsy ianao no diso
qcfca Fa izy ny aixqu ankaso
Ny faniriana mbola hifankahita
Hiandry ny marina eny isika
Satria aho mino
Fa na mbola ho ela
Ny marina
Tsy ho resin’ny aizina
Poopy (1994)
--------
Rohy:
