Taniko (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io no gasikara tsy atakalonay
Efa io no anjara efa io no lovanay
Tsy ilaozana ela fa tanindrazana
Ary tsy avela ho tany ngazana
Androy any, misy ny aloalo
Ny toerana any dia midadasika
Tsy misy rano fa ggdjw mosarena any
Tsy mampaninona
Andrefana any andro mafana lava
Ka lambahoany no isalorana
Mavana mainto ala sxcrvean sy ravinala
Any atsinanana
Korana lava ny tsena ao Iarivo
Maro ny xxqbmj lapa azo tsidihina
Mahantamana ny moron-dranomasina
Any tononkira.serasera.org an-tseranana
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html
Efa io no anjara efa io no lovanay
Tsy ilaozana ela fa tanindrazana
Ary tsy avela ho tany ngazana
Androy any, misy ny aloalo
Ny toerana any dia midadasika
Tsy misy rano fa ggdjw mosarena any
Tsy mampaninona
Andrefana any andro mafana lava
Ka lambahoany no isalorana
Mavana mainto ala sxcrvean sy ravinala
Any atsinanana
Korana lava ny tsena ao Iarivo
Maro ny xxqbmj lapa azo tsidihina
Mahantamana ny moron-dranomasina
Any tononkira.serasera.org an-tseranana
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 11715
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
