Taniko (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io no gasikara tsy atakalonay
Efa io no anjara efa io no tononkira.serasera.org lovanay
Tsy ilaozana ela fa tanindrazana
Ary tsy avela ho tany ngazana

Androy ogbwmr any, nkvvow misy ny aloalo
Ny ufnzb toerana any dia midadasika
Tsy misy rano fa mosarena any
Tsy mampaninona

Andrefana any andro mafana lava
Ka lambahoany no isalorana
Mavana mainto ala sy ravinala
Any atsinanana

Korana lava ny tsena ao Iarivo
Maro ny lapa azo tsidihina
Mahantamana ny moron-dranomasina
Any an-tseranana


http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 11716
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095