Taniko (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io no gasikara tsy atakalonay
Efa io no anjara efa io no lovanay
Tsy ilaozana ela fa tanindrazana
Ary tsy avela ho tany ngazana
Androy any, misy ny aloalo
Ny toerana any dia midadasika
Tsy misy rano fa mosarena any
Tsy mampaninona
Andrefana any andro mafana lava
Ka lambahoany tononkira.serasera.org no isalorana
Mavana mainto ala sy ravinala
Any atsinanana
Korana lava ny tsena xdvolvcm okdcxvj ao Iarivo
Maro ny lapa azo tsidihina
Mahantamana ny bbgfqwl moron-dranomasina
Any an-tseranana
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 11546
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10