Nofy sisa (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafa ery, izay tondron`ny tanany
Dia hafa koa ny alehany
Dia aza manahy ianao ,hoy izy ery
Hafa ery ,izay ambarambarany
Sy izay notanterahiny
Dia aza manahy hoy izy
Vao nanomboka moa ,jambany ny fonao,resiny ianao
Kanjo taty aoriana ,nahita mangina ,ny fijerinao
wjyhiutw REF : Zary nofinofy sisa ireo lokaloka nataony taminao
Toa zary maina sady ritra ny fanantenana teo
wcnxfa Toa sangy ratsy
Isarangotra amin`iza?
Izy aza toa manodina ny lohany
Ny hany herinao sisa mampionona ny fonao ooo
Hafa ery,ny tena hoe mpifankatia
Sy ny hoe toa sarintsariny,toa tonga saina ianao
Hafa tononkira.serasera.org koa,fiarahana kitoatoa
Mandany andro tsy mahasoa
Toa uyqo tonga saina ianao
Vao nanomboka moa,jambany ny fonao,resiny ianao
Fa tsikaritrao mangina, taty aoriana,toa kilalao
( REF)

--------
Lien: