Nofy sisa (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafa ery, izay tondron`ny tanany
Dia hafa ksgdrp koa ny alehany
Dia aza manahy ianao ,hoy izy ery
Hafa ery ,izay ambarambarany
Sy izay notanterahiny
Dia aza manahy hoy izy
Vao nanomboka moa ,jambany ny fonao,resiny ianao
Kanjo taty aoriana ,nahita mangina ,ny vuyjfc fijerinao
REF : Zary nofinofy sisa ireo lokaloka nataony taminao
Toa zary maina sady ritra ny fanantenana teo
Toa sangy ratsy
Isarangotra amin`iza?
Izy mzvhu aza toa manodina ny lohany
Ny hany herinao sisa mampionona ny fonao ooo
Hafa ery,ny tena hoe mpifankatia
Sy ny hoe toa sarintsariny,toa tonga saina ianao
Hafa koa,fiarahana kitoatoa
Mandany andro tsy mahasoa
Toa tonga saina ianao
Vao nanomboka moa,jambany tononkira.serasera.org ny fonao,resiny ianao
Fa tsikaritrao mangina, taty aoriana,toa kilalao
( REF)

--------
Link: