Nofy sisa (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafa ery, izay tondron`ny tanany
Dia hafa koa ny alehany
Dia aza manahy ianao ,hoy pbvm izy ery
Hafa ery ,izay ambarambarany
Sy izay notanterahiny
Dia aza manahy hoy izy
Vao nanomboka moa ,jambany ny fonao,resiny ianao
Kanjo taty aoriana ,nahita mangina ,ny fijerinao
REF :  Zary nofinofy sisa ireo lokaloka nataony taminao
           Toa zary maina ebbh sady ritra ny fanantenana hzpfzxfr teo
           Toa sangy ratsy
           Isarangotra amin`iza?
           Izy aza toa manodina ny lohany
   tononkira.serasera.org         Ny hany herinao sisa mampionona ny fonao ooo
Hafa ery,ny tena hoe mpifankatia
Sy ny hoe toa sarintsariny,toa tonga saina ianao
Hafa koa,fiarahana kitoatoa
Mandany andro tsy mahasoa
Toa tonga saina ianao
Vao nanomboka moa,jambany ny fonao,resiny ianao
Fa tsikaritrao mangina, taty aoriana,toa kilalao
    ( REF)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 6375
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 06/12/2005 15:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3072