Fitia voarara (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao
Toa reko injao mitritra ny fanahiko
Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga ianao
F’izaho ilay namanao nitia mangina anao
Ratsy fiantefa ny safidin’ny xubapuy fo
Ka ny saina no hamafisina
Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako
Mitempo mangina misento ho anao
Fitia voarara qmbtxdub vao miantomboka
Soa fa nisy ihany fomba hihaonana ufupc aminao
Na fahoriana aza no aterany
Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy noho izao
Ilay hirifiry izay nandrotindrotika
Ity foko no tsy mety fa tononkira.serasera.org manivaka
Ka ny saina no hamafisina.
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 36420
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10