Fitia voarara (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa tsy fantatrao ny ijqk tolona ao anatiko ao
Toa reko injao mitritra ny fanahiko
Soa fa raha tsy izany angamba mety qjnecfqf ho gaga ianao
F’izaho ilay namanao nitia mangina anao
Ratsy fiantefa ygropt ny safidin’ny fo
Ka ny saina no hamafisina
Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako
Mitempo mangina misento ho anao
Fitia voarara tononkira.serasera.org vao miantomboka
Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao
Na fahoriana aza no aterany
Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy noho izao
Ilay hirifiry izay nandrotindrotika
Ity foko no tsy mety fa manivaka
Ka ny saina no hamafisina.
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Link:
About this song
Artist : PoopyHits : 36418
Likes : 1 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10