Fitia voarara (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa tsy fantatrao ny tolona ao sxao anatiko ao
Toa reko qnpwi injao mitritra ny fanahiko
Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga tononkira.serasera.org ianao
F’izaho ilay namanao nitia mangina anao
Ratsy fiantefa ny safidin’ny fo
Ka ny saina no hamafisina
Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako
Mitempo mangina misento ho anao
Fitia voarara xkyech vao miantomboka
Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao
Na fahoriana aza no aterany
Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy noho izao
Ilay hirifiry izay nandrotindrotika
Ity foko no tsy mety fa manivaka
Ka ny saina no hamafisina.
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Lien:
Commentaires
hertnmamonjisoa
(
06/01/2019 20:12)
tiako be,
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 36421
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10