Raha ho avy ilay fotoana (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raha ho avy ilay mmcx fotoana
Izay handaozako ny tany
Ireo ’zay cozp manoloana
Dia hisento sy hitomany
Amin’izay fotoana izay indrindra
Dia hotsaroana eto indray
Ireo ’zay manoloana
Fa wubcj ilay tomady fahizay
Indro resy ankehitriny
Izay handaozako ny tany
Ireo ’zay cozp manoloana
Dia hisento sy hitomany
Amin’izay fotoana izay indrindra
Dia hotsaroana eto indray
Ireo ’zay manoloana
Fa wubcj ilay tomady fahizay
Indro resy ankehitriny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OssyVangy : 4438
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 16/01/2002 09:19
