Vavaka (Oriela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mavesatra aza ny entako ety
Na manjombona aza ny alehako
Tsy ho kivy tsy ho ketraka aho
Fa manana Anao Mpamonjy sy Mpiahy
Ka tsy ho sarotra ny lalako fa
Na dia mielina aza ny ety
Tompo o! Tantanonao ny dia
Ampaherezonao soysqni tokoa pglib aho Ray o!
Efa niriko sy nofidiako nbkkfqve ny hiaraka tononkira.serasera.org Aminao Jesoa
Ianao nonfaniloko ka itokiako
N'inona aditsaiko ety
Amen! Amen! Amen!
Na manjombona aza ny alehako
Tsy ho kivy tsy ho ketraka aho
Fa manana Anao Mpamonjy sy Mpiahy
Ka tsy ho sarotra ny lalako fa
Na dia mielina aza ny ety
Tompo o! Tantanonao ny dia
Ampaherezonao soysqni tokoa pglib aho Ray o!
Efa niriko sy nofidiako nbkkfqve ny hiaraka tononkira.serasera.org Aminao Jesoa
Ianao nonfaniloko ka itokiako
N'inona aditsaiko ety
Amen! Amen! Amen!
--------
Rohy:
