Vavaka (Oriela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mavesatra aza ny entako ety
Na manjombona aza ny alehako
Tsy ho kivy tsy ho tononkira.serasera.org ketraka aho
Fa manana tqzhmb Anao Mpamonjy sy Mpiahy
Ka tsy ho sarotra ny lalako fa
Na dia mielina aza ny ety
Tompo o! Tantanonao ny dia
Ampaherezonao tokoa aho Ray o!
Efa niriko sy nofidiako ny hiaraka Aminao etjc Jesoa
Ianao nonfaniloko ka itokiako
N'inona aditsaiko ahafhrit ety
Amen! Amen! Amen!

--------
Link: