Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dinitry ny Tompo (Oriela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hazo fijalianao Jesoa
No fifaliako hatramin'izao rsapqf Tompo o!
Izay mitondra fanavotana anay
Hatramin'izao sy ho mandrakizay
Ref:
Ny ra nalatsakao taty
No mitondra famonjena ho anay
Ny dinitrao tao kalvary re
No tena reharehanay
Indro ny saotra sy dera
Hatolotra ho loqj Anao
Ho Anao ry Jesoa
Haleoia bspwtdg sy hosana
Ho Anao mandrakizay doria
Ny ratra nahazo Anao Jesoa
No ampinga miaro anay Tompo o!
Ka na sarotra mafy ny fiainana
Tsy ho kivy intsony tononkira.serasera.org ny fanahy
No fifaliako hatramin'izao rsapqf Tompo o!
Izay mitondra fanavotana anay
Hatramin'izao sy ho mandrakizay
Ref:
Ny ra nalatsakao taty
No mitondra famonjena ho anay
Ny dinitrao tao kalvary re
No tena reharehanay
Indro ny saotra sy dera
Hatolotra ho loqj Anao
Ho Anao ry Jesoa
Haleoia bspwtdg sy hosana
Ho Anao mandrakizay doria
Ny ratra nahazo Anao Jesoa
No ampinga miaro anay Tompo o!
Ka na sarotra mafy ny fiainana
Tsy ho kivy intsony tononkira.serasera.org ny fanahy
--------
Lien:
