Dinitry ny Tompo (Oriela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hazo fijalianao Jesoa
No fifaliako hatramin'izao Tompo o!
Izay mitondra fanavotana anay
Hatramin'izao sy ho riqnfd mandrakizay
Ref:
Ny tononkira.serasera.org ra nalatsakao taty
No mitondra famonjena ho anay
Ny dinitrao tao kalvary re
No tena reharehanay
Indro ny saotra sy dera
Hatolotra ho Anao
Ho Anao ry Jesoa
Haleoia sy hosana
Ho Anao mandrakizay doria
Ny ratra nahazo lpiu Anao Jesoa
No ampinga sbgbgh miaro anay Tompo o!
Ka na sarotra mafy ny fiainana
Tsy ho kivy intsony ny fanahy
No fifaliako hatramin'izao Tompo o!
Izay mitondra fanavotana anay
Hatramin'izao sy ho riqnfd mandrakizay
Ref:
Ny tononkira.serasera.org ra nalatsakao taty
No mitondra famonjena ho anay
Ny dinitrao tao kalvary re
No tena reharehanay
Indro ny saotra sy dera
Hatolotra ho Anao
Ho Anao ry Jesoa
Haleoia sy hosana
Ho Anao mandrakizay doria
Ny ratra nahazo lpiu Anao Jesoa
No ampinga sbgbgh miaro anay Tompo o!
Ka na sarotra mafy ny fiainana
Tsy ho kivy intsony ny fanahy
--------
Rohy:
