Mandehana (Odyai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fitiavana nilaina hatr@zay nomeko anao nefa indrisy
Za nanantena ho mandrakizay nefa toa tantara sisa
Efa nampoiziko iny tany am-piandohana fa ianao tsy hahavita izany
K'ankehitriny ianao nilaza hoe handao satria nahita any ho any
Efa zatra natositosika aho,zanak'olona efa zatra nijaly
Nitsahinao dia potipotika aho,lay fiainako ty lasa tomany uaqjtsgz
[Ka limrvg mandehana ianao,za tsy hitana anao
Lay fitiavana naderdv nentsika hatr@zay toa kilalao] x4
Za tsy hitana tononkira.serasera.org anao
Efa hitako lay soloko,alahelo no mameno ny fo
Nefa tsy ataoko hampiasa saina izany,tsy ataoko hamakiana loha
Mbola ho avy ny anjarako any,za manantena foana e!
Ka izy no hamafa ireo tomany,raha ho avy ny fotoana e!

Nitsahinao dia potipotika aho,lay fiainako ty lasa tomany
Ka mandehana ianao, zah tsy hitana anao
Lay fitiavana nentsika hatr@zay toa kilalao
Zah tsy hitana anao
Efa rano raraka iny,tsy azo raofina fa very amin'ny tany
Dia veloma mampamangy,mirary soa any aminy any

Zah tsy hitana anao o

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : OdyaiVangy : 12673
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Nathy.Gartner
Daty : 13/12/2014 09:51