Mandehana (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fitiavana nilaina hatr@zay nomeko anao nefa indrisy
Za nanantena ho mandrakizay nefa toa tantara sisa
Efa nampoiziko iny tany am-piandohana fa ianao tsy hahavita izany
K'ankehitriny ianao nilaza hoe handao satria nahita any ho any

Efa zatra natositosika aho,zanak'olona efa zatra nijaly
Nitsahinao dia potipotika aho,lay fiainako ty lasa tomany
[Ka mandehana ianao,za tsy hitana anao
Lay fitiavana nentsika hatr@zay toa kilalao] x4
Za tsy hitana anao

Efa hitako lay soloko,alahelo no mameno ny fo
Nefa tsy ataoko hampiasa saina izany,tsy ataoko hamakiana loha
Mbola ho avy ny anjarako any,za manantena foana e!
Ka izy no hamafa ireo tomany,raha ho avy ny fotoana e!

Efa zatra natositosika aho,zanak'olona efa zatra nijaly
Nitsahinao dia potipotika aho,lay fiainako ty lasa tomany
Ka mandehana ianao, zah tsy hitana anao
Lay fitiavana nentsika hatr@zay toa kilalao
Zah tsy hitana anao

Efa rano raraka iny,tsy azo raofina fa very amin'ny tany
Dia veloma mampamangy,mirary soa any aminy any

Efa zatra natositosika aho,zanak'olona efa zatra nijaly
Nitsahinao dia potipotika aho,lay fiainako ty lasa tomany
Ka mandehana ianao, zah tsy hitana anao
Lay fitiavana nentsika hatr@zay toa kilalao
Zah tsy hitana anao o
--------
Link:
Comments
rado_albert ( 13/08/2018 07:01)
Ao tsara le tononkira
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Odyai
Hits : 11165
Likes : 2 Like
Created by : Nathy.Gartner
Date : 13/12/2014 09:51
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131