Namako (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako ô! Namako ô!
Miankina amin'ny safidinao ny hoavino.
Io dia izay rehetra natao, ditsarana anao.
Izay vita tety na soa na ratsy.
Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.
Namako ô! Namako ô!
Raha ny fiainantsika ety no ankamamiana,
Fahasambaran-pany, mandalo ihany.
Aza variana e, mahimahiana.
Andron'ny fitsarana xpwutlv izao
Efa tononkira.serasera.org ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa vdat sao taraiky ianao.
Efa vonona uyues izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.
Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.
Miankina amin'ny safidinao ny hoavino.
Io dia izay rehetra natao, ditsarana anao.
Izay vita tety na soa na ratsy.
Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.
Namako ô! Namako ô!
Raha ny fiainantsika ety no ankamamiana,
Fahasambaran-pany, mandalo ihany.
Aza variana e, mahimahiana.
Andron'ny fitsarana xpwutlv izao
Efa tononkira.serasera.org ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa vdat sao taraiky ianao.
Efa vonona uyues izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.
Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.
--------
Rohy:
