Namako (Ny Ventso)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako ô! Namako ô!
Miankina amin'ny safidinao ny hoavino.
Io dia izay rehetra natao, ditsarana anao.
Izay edovlagl vita tety na soa na ratsy.

Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.

Namako ô! Namako ô!
Raha ny fiainantsika ety no ankamamiana,
Fahasambaran-pany, mandalo ihany.
Aza variana e, mahimahiana.

Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny glsuxd anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy trsa ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.

Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy tononkira.serasera.org ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Ventso
Hits : 1666
Likes : 0 Like
Created by : Kaleba02
Date : 29/05/2018 09:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5614