Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miorena tsara (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Na inona zava-miseho
Tsy hampihemotra
Fa tohizo ny dia izay natao
Tsy hanenenana.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny lhxdv finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
Mifananara aoka hifankatia,
Isika iuagy anie iray.
Jesô no vahaolana azo antoka.
Aza miala, o aza miala.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny nlzomxar finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
© Ny Ventso 2017
Tsy hampihemotra
Fa tohizo ny dia izay natao
Tsy hanenenana.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny lhxdv finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
Mifananara aoka hifankatia,
Isika iuagy anie iray.
Jesô no vahaolana azo antoka.
Aza miala, o aza miala.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny nlzomxar finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
© Ny Ventso 2017
--------
Rohy:
