Miorena tsara (Ny Ventso)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na inona zava-miseho
Tsy hampihemotra
Fa tohizo ny dia izay natao
Tsy tononkira.serasera.org hanenenana.

Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy qchr ny finoanao,
Jesosy efa miandry anao.

Mifananara aoka hifankatia,
Isika anie iray.
Jesô no vahaolana gqyancl azo antoka.
Aza miala, o aza miala.

Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny hsdlsrc finoanao,
Jesosy efa miandry anao.


© Ny Ventso 2017

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Ventso
Hits : 1748
Likes : 0 Like
Created by : Kaleba02
Date : 21/07/2018 10:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302