Miorena tsara (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na inona zava-miseho
Tsy hampihemotra
Fa tohizo ny dia izay natao
Tsy hanenenana.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
Mifananara aoka hcvmqll hifankatia,
Isika anie iray.
Jesô no vahaolana azo antoka.
Aza miala, o aza miala.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny tuzjf finoanao,
Jesosy efa miandry tononkira.serasera.org anao.
© Ny Ventso 2017 chha
Tsy hampihemotra
Fa tohizo ny dia izay natao
Tsy hanenenana.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny finoanao,
Jesosy efa miandry anao.
Mifananara aoka hcvmqll hifankatia,
Isika anie iray.
Jesô no vahaolana azo antoka.
Aza miala, o aza miala.
Miorena tsara e
Aza mialangalana intsony
Ampioreno mafy ny tuzjf finoanao,
Jesosy efa miandry tononkira.serasera.org anao.
© Ny Ventso 2017 chha
--------
Lien:
