Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako ianao (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao , Tiako ianao
Tompo Andriamanitra ô
Mikarakara ny fo sy saiko sy fanahy
Mitsaoka Anao aho , manandratra
Manome voninahitra
Faly tokoa midera Anao
Ny Foko , ny tononkira.serasera.org saiko am-pelatananao
Nanavotra ahy hianao
Foinao ho ahy ny zanakao
Mitsaoka ihquvv Anao aho , manandratra
Manome voninahitra
Faly tokoa midera Anao hcdtllb tmvpzu
Tompo Andriamanitra ô
Mikarakara ny fo sy saiko sy fanahy
Mitsaoka Anao aho , manandratra
Manome voninahitra
Faly tokoa midera Anao
Ny Foko , ny tononkira.serasera.org saiko am-pelatananao
Nanavotra ahy hianao
Foinao ho ahy ny zanakao
Mitsaoka ihquvv Anao aho , manandratra
Manome voninahitra
Faly tokoa midera Anao hcdtllb tmvpzu
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM AmbohidroaVangy : 1589
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mandrantou
Daty : 03/06/2018 16:05
