SOA FA NISY IANAO (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy miafina Aminao Jeso izany fiainako
Manjombona sy malahelo ka mijaly izany fo
Hianao mahita fa torovandrovana ka
Tsy mba misy fiadanana
Fiv. : Raha tsy nisy Anao Jeso ô ! dia ho sasatra
tononkira.serasera.org Raha tsy nisy Anao dia solafaka
tdlz ocsnvrd Miangotingoty Aminao ’ty zanakao
Raiso aho jwxegb Jeso mba ho anao
Reraka aho Jeso, osa ny fanahiko
Jereo fa ranomaso no manorika ny tavako
Tebiteby ahiahy no mamatotra ahy ka
Fiainan-dratsy feno ahiahy.
RATSIMBAZAFY Rivoniaina

--------
Rohy: