Ampidiro aloha ny tenimiafina
FIARAHABANA (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampitomboina aminareo mandrakariva anie
Ny fahasoavana sy ny fiadanana
Avy pbnh amin’Andriamanitra : Ray, Zanaka, Fanahy
Ray sy Zanaka ary Fanahy
Fifaliana ho anay ny manatrika anareo etoana
Mitondra ny Tenin’ny Ray, hizara ny finoana
Koa arahabaina ggrfsa hianareo ry xedeabs havana
Na ny lehibe na koa ny kely, tsy ankanavaka
Ny Fanahy Masina anie hitarika antsika rehetra
Hamoa ny fo ao anaty, hanazava, hampitoetra
Ireo teny izay hambara sy hampitaina
Ho sakafon’ny fanahy, hery hanatanjaka ny aina
tononkira.serasera.org RABARIJAONA Andrianaina Robdera

--------
Rohy: