Voa Nafafy (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Endrey Jesosy fa nitombo
sady vokatra tokoa.
drkkey Ireo voa izay nafafy
teo an-tanimboly soa.
2- Fifaliana, fihobiana
ho Anao ry Tompo ô !
Voninahitra sy haja
no asandratray izao
3- Mba mangataka Aminao
Izahay mpanomponao.
Tsy hivily, tsy hania
tononkira.serasera.org Fa hankato ny teninao
Ref : Jesosy ô! Jesosy ô!
midera anao tokoa izahay
dipe Ankizinao, tanoranao
Ho vonona hanompo Anao.
Dia hatanjaho, sy anjakao
Ireto ondrikelinao.
Ka tahio, ampitomboy
ho feno wsun ny Fanahinao.
RAZAFIALIMAVO Vololonirina
sady vokatra tokoa.
drkkey Ireo voa izay nafafy
teo an-tanimboly soa.
2- Fifaliana, fihobiana
ho Anao ry Tompo ô !
Voninahitra sy haja
no asandratray izao
3- Mba mangataka Aminao
Izahay mpanomponao.
Tsy hivily, tsy hania
tononkira.serasera.org Fa hankato ny teninao
Ref : Jesosy ô! Jesosy ô!
midera anao tokoa izahay
dipe Ankizinao, tanoranao
Ho vonona hanompo Anao.
Dia hatanjaho, sy anjakao
Ireto ondrikelinao.
Ka tahio, ampitomboy
ho feno wsun ny Fanahinao.
RAZAFIALIMAVO Vololonirina
--------
Rohy:
