ISAORAKO IANAO (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako Anao Ray ô ! izao tombon’andro romjm eufoz izao
Tombon’andro izay nomenao ahy
Ny oksmpqrw dera sy ny haja anie, ny voninahitra
Ho anao mandrakizay
Raha ny fahalehibiazanao no ambarako Ray ô !
Dia tsy mendrika aho ny hiantso Anao
Fa noho ny voninahitra izay nomenao ahy
No isaorako Anao
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Ka hira no atolotro Anao
Ny fo sy saina, ny tononkira.serasera.org fanahy no entiko izao
Hanandratako Anao.
NY SALOHY (16/10/04)

--------
Rohy: