SOA FA NISY IANAO (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy miafina Aminao Jeso izany fiainako
Manjombona tononkira.serasera.org sy malahelo ka mijaly izany fo
Hianao mahita fa torovandrovana ka
Tsy mba misy fiadanana
Fiv. : Raha tsy nisy Anao Jeso ô ! kxcieq dia ho sasatra
tngdvyso Raha tsy nisy Anao dia solafaka
Miangotingoty Aminao ’ty zanakao
Raiso aho Jeso mba ho anao
Reraka jxxwhfb aho Jeso, osa ny fanahiko
Jereo fa ranomaso no manorika ny tavako
Tebiteby ahiahy no mamatotra ahy ka
Fiainan-dratsy feno ahiahy.
RATSIMBAZAFY Rivoniaina

--------
Link: