NY FAMONJENA AHY (Ny salohy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      1- Ny famonjena ahy
         Dia avy aminao Jehovah ô!
         Ianao no aroko sy tokiko
         Vatolampy sy apingako
    
      2- Ny fitiavan’i Jesoa ahy
         Dia ampy ho fiainako
         ka matoky aho tsy manahy
         Fa trotroiny eo an-tratrany

      3- Na dia maro aza qjbwlju ny ratsy
         Izay mambabo sy mandrirotra
         Dia matoky aho fa hovonjeny
         Ho an’i Jesoa ho mandrakizay

      REF : Tazony aho Jesoa
               Mba ho zandrinao tokoa
               Tazony aho Jesoa
oqowq               Mba ho zandrinao tokoa
               Ka hanao ny tononkira.serasera.org sitrakao
               Ka hanao ny sitrakao
               Eo ambany fitahianao

     qqtg             ANDRIANIRINA Jean Charles
          

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny salohy
Visites : 2511
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 09/09/2002 10:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307