Mankanesa (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mankanesa aty amiko
Ianareo rehetra izay miasa fatratra
F’Izaho no hanome anareo ny fitsaharana
Dia ho maivana ny entana
Ref: Ento ny ziogako ka mianara amiko
oebhz Malemy Fanahy sady tsymiavona am_ponao aho
qxqefxw Dia ahita ny fitsaharana ho an’ny Fanahy
Ianareo ho sambatra
2- vfli Raha misy ta-hanaraka ahy
Aoka tononkira.serasera.org izy handa ny tenany ka hitondra
Ny hazo fijaliana ka hanaraka ahy izy
Dia ho hitany ny heriny
Ianareo rehetra izay miasa fatratra
F’Izaho no hanome anareo ny fitsaharana
Dia ho maivana ny entana
Ref: Ento ny ziogako ka mianara amiko
oebhz Malemy Fanahy sady tsymiavona am_ponao aho
qxqefxw Dia ahita ny fitsaharana ho an’ny Fanahy
Ianareo ho sambatra
2- vfli Raha misy ta-hanaraka ahy
Aoka tononkira.serasera.org izy handa ny tenany ka hitondra
Ny hazo fijaliana ka hanaraka ahy izy
Dia ho hitany ny heriny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny salohyVangy : 2697
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahery Rakoto
Daty : 23/12/2002 08:19
