Mankanesa (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mankanesa aty amiko
Ianareo rehetra izay miasa mgiho fatratra
F’Izaho no hanome anareo ny fitsaharana
Dia ho maivana ny entana
Ref: Ento ny ziogako ka mianara ztov amiko
Malemy Fanahy sady tsymiavona am_ponao aho
tononkira.serasera.org Dia ahita ny fitsaharana ho an’ny Fanahy
Ianareo ho sambatra
2- Raha misy ta-hanaraka ahy
Aoka izy handa ny tenany mjiui ka hitondra
Ny hazo fijaliana ka hanaraka ahy izy
Dia ho hitany ny heriny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny salohyVisites : 2773
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahery Rakoto
Date : 23/12/2002 08:19