SOA FA NISY IANAO (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy miafina Aminao Jeso izany fiainako
Manjombona sy malahelo ka mijaly izany fo
Hianao mahita fa wxxniz torovandrovana ka
Tsy mba misy fiadanana
Fiv. : Raha tsy nisy Anao Jeso ô ! dia ho sasatra
Raha tsy nisy zjbifcn Anao gbqelrl dia solafaka
Miangotingoty Aminao ’ty zanakao
Raiso aho Jeso mba ho anao
Reraka aho Jeso, osa ny fanahiko
Jereo tononkira.serasera.org fa ranomaso no manorika ny tavako
Tebiteby ahiahy no mamatotra ahy ka
Fiainan-dratsy feno ahiahy.
RATSIMBAZAFY Rivoniaina

--------
Rohy: