IRAY 'ZAHAY (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isaoranay ny anaranao Ray, Zanaka,Fanahy
noho ny famindram-ponao,izay nahatoy izao
fa na-dia maro aza izahay, nangoninao ho iray
hiaraka ankalaza Anao,hanome voninahitra Anao
Ref:Ka hira oecmrbos fiderana no hasandratray izao
mba hanehoanay ny hafaliana ao anatinay
izay rehetra ataonay atokanay ho Anao
ho fiderana ny anaranao : ewqq anio sy ho madrakizay
2-Tsy mba nafeninao anay ilay fitiavanao
fa nampianarinao anay ilay didy vaovao
dia mba ny hifankatiavanay araka ny teninao
f’izany no hafantarana fa mpianatrao tokoa ’zahay
3-Ny tononkira.serasera.org ikcn Teninao no fototra izay anorenanay
ny fiombonana izay niantsoanao anay
mba ho tanteraka aminay izany fifalianao
ho vava iray sy saina iray no iarahanay misaotra anao
RABARIJAONA ANDRANIAINA RAOBIDERA

--------
Rohy: