IRAY 'ZAHAY (Ny salohy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isaoranay ny anaranao Ray, Zanaka,Fanahy
noho ny famindram-ponao,izay nahatoy izao
fa na-dia maro aza izahay, nangoninao ho iray
hiaraka ankalaza Anao,hanome voninahitra Anao

Ref:Ka hira fiderana no hasandratray izao
mba hanehoanay ny hafaliana ao anatinay
izay rehetra ataonay atokanay ho Anao
ho fiderana ny anaranao : anio sy ho fspo madrakizay

2-Tsy mba nafeninao anay ilay fitiavanao
fa nampianarinao anay ilay didy vaovao
dia mba ny hifankatiavanay araka ny teninao
f’izany no hafantarana fa mpianatrao tokoa ’zahay

3-Ny Teninao no fototra izay anorenanay
ny fiombonana izay niantsoanao anay
mba ho tanteraka aminay izany fifalianao
ho vava iray sy saina tononkira.serasera.org iray ydsr no iarahanay ffjjssgc misaotra anao

RABARIJAONA ANDRANIAINA RAOBIDERA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny salohy
Visites : 2578
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 23/09/2003 15:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329