Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voahangy (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azafady ry Sakelidalana ô
Sao mba nandalo teto zzukmog ilay tiako
Nifamaly izahay mantsy omaly
Ny maraina izy tsy hitako intsony
Nitomany izy nandalo teto
Kanefa noferany mafy aho
Tsy hanoro aminao ’zay nombany
Sy ny tanjona izay hiafarahany
Lazao re ry Sakelidalana ô
Fa tiako tokoa izy iny
Tambazako vola ianao re
Raha toa ka milaza ny marina
Tsy nahatanty ny aretim-pitia hono izy
Ka lasa namono ny tenany
Ka iry renirano zary e
No fasana mba nofinidiny
Adray re ry Voahangy tononkira.serasera.org !
Voahangy ô !
Nahoana no dia nosomparana
’Lay fitiavantsika
Fitia cjkijzr mbola feno hasambarana
Mijaly aho ! Mijaly aho ry Voahangy malala orlu ô
Satria ianao re... Ianao re no nahavita izao
Sao mba nandalo teto zzukmog ilay tiako
Nifamaly izahay mantsy omaly
Ny maraina izy tsy hitako intsony
Nitomany izy nandalo teto
Kanefa noferany mafy aho
Tsy hanoro aminao ’zay nombany
Sy ny tanjona izay hiafarahany
Lazao re ry Sakelidalana ô
Fa tiako tokoa izy iny
Tambazako vola ianao re
Raha toa ka milaza ny marina
Tsy nahatanty ny aretim-pitia hono izy
Ka lasa namono ny tenany
Ka iry renirano zary e
No fasana mba nofinidiny
Adray re ry Voahangy tononkira.serasera.org !
Voahangy ô !
Nahoana no dia nosomparana
’Lay fitiavantsika
Fitia cjkijzr mbola feno hasambarana
Mijaly aho ! Mijaly aho ry Voahangy malala orlu ô
Satria ianao re... Ianao re no nahavita izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 21285
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry Donald
Daty : 12/02/2003 21:09
