TARATASIN-DRAZANDRY (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao Zoky malala tsy hadino,
kilasimandry ppdwb manirery any ho any.
Tinaitran’embona nandalo
zandrinao ka indro, manina ka manoratra.
Tsy dia misy vaovao
malahelo anao ny aty,
Ilay sakakelintsika
vao nifo-nify dia maty
E! e! e!
Fa ny tena hasambaranay ambamin-dry Neny
dia ggwjgv ny mahazo taratasy avy any aminao
milaza fa salama tsara tsy manahy,
ary megewq ny fianarana mandroso.
Efa mila tsy ho andriko
Ny fotoam-pialan-tsasatra
Hilalaovantsika roalahy
Eo an-tokontanibe tononkira.serasera.org
E! e! e!
Hofaranako ny taratasiko kanefa
Miala tsiny tsy nahasoratra betsaka aho razoky
Maika hiana-desona aho ka aza tsiny indrindra
Mandra-pihaona mahereza re!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 12750
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 07/11/2003 12:02