TARATASIN-DRAZANDRY (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao Zoky malala tsy hadino,
kilasimandry manirery any uxti tononkira.serasera.org ho any.
Tinaitran’embona nandalo
zandrinao ka indro, manina ka manoratra.
Tsy dia misy vaovao
malahelo anao ny aty,
Ilay sakakelintsika
vao pftgbr nifo-nify dia maty
E! e! e!
Fa ny tena hasambaranay ambamin-dry Neny
dia ny mahazo taratasy avy any aminao
milaza fa salama tsara tsy manahy,
ary ny fianarana mandroso.
Efa mila tsy ho andriko
Ny fotoam-pialan-tsasatra
Hilalaovantsika roalahy
Eo an-tokontanibe
E! e! e!
Hofaranako ny taratasiko kanefa
Miala tsiny tsy nahasoratra betsaka aho razoky
Maika hiana-desona aho ka spob aza tsiny indrindra
Mandra-pihaona mahereza re!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SakelidalanaVisites : 12486
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 07/11/2003 12:02