MBOLA TSARA (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any yvaje ianao ry malala
Izaho aty mbola tsara
Mahatsiaro ireo korana teto
Ny foko indro ka voton-tseto
Manina anao aho ry tiana
Ranomaso no he mikoriana
Ny any angamba mazava
Ny aty kosa manjom-bondava.
Fiv:
Voaraiko ilay soratrao
Milaza ireo vaovao
Feno kgoclkp tsiky sy feno korana
Nefa koa misento mazana.
Ny fontsika anie tafaray
Voaloboka ladinim-bahy.
Taratasy alefao sesilany
Ampisava izato tomany.
Mivavaka aho etoana
Ho anao izay tsy eto anoloana.
Enga anie ka indray andro any
Hitsahatra ggdseana izato tomany,
Amizay ny foko hifaly
Fa tononkira.serasera.org tapitra teo ny jaly
Hisava ilay andro misaona
Hifanoroka fa tafahoana.
Izaho aty mbola tsara
Mahatsiaro ireo korana teto
Ny foko indro ka voton-tseto
Manina anao aho ry tiana
Ranomaso no he mikoriana
Ny any angamba mazava
Ny aty kosa manjom-bondava.
Fiv:
Voaraiko ilay soratrao
Milaza ireo vaovao
Feno kgoclkp tsiky sy feno korana
Nefa koa misento mazana.
Ny fontsika anie tafaray
Voaloboka ladinim-bahy.
Taratasy alefao sesilany
Ampisava izato tomany.
Mivavaka aho etoana
Ho anao izay tsy eto anoloana.
Enga anie ka indray andro any
Hitsahatra ggdseana izato tomany,
Amizay ny foko hifaly
Fa tononkira.serasera.org tapitra teo ny jaly
Hisava ilay andro misaona
Hifanoroka fa tafahoana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 4463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 16/03/2005 16:16
