MBOLA TSARA (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao ry malala
Izaho aty mbola tsara
Mahatsiaro ireo korana teto
Ny foko indro ka voton-tseto
Manina anao aho ry tiana
Ranomaso no he mikoriana
Ny any angamba mazava
Ny aty kosa manjom-bondava.
Fiv:
Voaraiko qhbwga ilay soratrao
Milaza ireo vaovao
Feno tsiky sy feno korana
Nefa koa tononkira.serasera.org misento mazana.
Ny wftepkil fontsika anie tafaray
Voaloboka ladinim-bahy.
bgtc Taratasy alefao sesilany
Ampisava izato tomany.
Mivavaka aho etoana
Ho anao izay tsy eto anoloana.
Enga anie ka indray andro any
Hitsahatra izato tomany,
Amizay ny foko hifaly
Fa tapitra teo ny jaly
Hisava ilay andro misaona
Hifanoroka fa tafahoana.
Izaho aty mbola tsara
Mahatsiaro ireo korana teto
Ny foko indro ka voton-tseto
Manina anao aho ry tiana
Ranomaso no he mikoriana
Ny any angamba mazava
Ny aty kosa manjom-bondava.
Fiv:
Voaraiko qhbwga ilay soratrao
Milaza ireo vaovao
Feno tsiky sy feno korana
Nefa koa tononkira.serasera.org misento mazana.
Ny wftepkil fontsika anie tafaray
Voaloboka ladinim-bahy.
bgtc Taratasy alefao sesilany
Ampisava izato tomany.
Mivavaka aho etoana
Ho anao izay tsy eto anoloana.
Enga anie ka indray andro any
Hitsahatra izato tomany,
Amizay ny foko hifaly
Fa tapitra teo ny jaly
Hisava ilay andro misaona
Hifanoroka fa tafahoana.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SakelidalanaVisites : 4326
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 16/03/2005 16:16
