Miantso anao (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao ny Ray
Ianao izay phiyasud nania
Miangavy anao indray
Ity hira fohy ity
Mafy anie ny qslthkq adinao
Ny ziogan'ity tany
Fa ny Tompo miantso anao
Modia Aminy akany
Koa ho anao izay andeha
Rariko ianao ho todisoa
fa ny ywlaqns tononkira.serasera.org lalana aleha e e e
Dia mbola lavitra tokoa
Ianao izay phiyasud nania
Miangavy anao indray
Ity hira fohy ity
Mafy anie ny qslthkq adinao
Ny ziogan'ity tany
Fa ny Tompo miantso anao
Modia Aminy akany
Koa ho anao izay andeha
Rariko ianao ho todisoa
fa ny ywlaqns tononkira.serasera.org lalana aleha e e e
Dia mbola lavitra tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SafidyVangy : 1187
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andrianatoandromanoa1998
Daty : 05/03/2019 08:33
