Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miantso anao (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso rxprj anao ny Ray
Ianao izay nania
Miangavy eatb anao indray
Ity hira fohy ity
Mafy tuybwc anie ny adinao
Ny ziogan'ity tany
Fa ny Tompo miantso anao
Modia Aminy akany
Koa ho anao izay andeha
Rariko ianao ho todisoa
fa ny lalana aleha e e e
Dia mbola lavitra tokoa
tononkira.serasera.org
Ianao izay nania
Miangavy eatb anao indray
Ity hira fohy ity
Mafy tuybwc anie ny adinao
Ny ziogan'ity tany
Fa ny Tompo miantso anao
Modia Aminy akany
Koa ho anao izay andeha
Rariko ianao ho todisoa
fa ny lalana aleha e e e
Dia mbola lavitra tokoa
tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SafidyVisites : 1188
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : andrianatoandromanoa1998
Date : 05/03/2019 08:33
