FIDERANA (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org FIDERANA
Fiderana pyrbs no asandratra ho Anao
Ry TompokoTsitoha xqyoyw ilay Mpamonjiko
Hafaliana re mameno ny tarehy
Dera LazaHery koa
Atolotro Anao ry Tompoko
Hery Aina Fanahy koa Anao mandrakizay
Afaka tokoa izao ny gadrako Afaka tokoa ireo heloko
Olom-baovao satria nodiovinao
Dera Laza Hery koa
Atolotro Anao ry Tompoko
Hery Aina Fanahy koa Anao mandrakizay hpdiclt
La la la. ..

--------
Link: